permalien JOYEUX NOEL

Rédigé le Mar 18 Déc, 2007 00:27:20 Ajouter un commentaire
Dia efa mirary noëly feno fiadanana ho antsika rehetra ny tenako ary mino aho fa ny zavatra rehetra dia hiara miasa mba hananao noëly feno fahasambarana, aza adino ny mizara @ ireo tsy manana satrie noëly dia midika koa fizarana ary indrindra aoka tsy ho adino ny midera ilay nahary sy jeso zazakely zay vao mifaly sy mihinana ... sa tsy zany ve??
JOYEUX NOEL



IREO NY CADEAU NAREOAN!!!

Tsy petit papa noël io an !! Attention il faut pas confondre les gens!! ne vexons pas Le Père Noël e!!